4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy mbola niova - Tovo j'hay

(Iarahan'i Tovo J'hay sy Joy K)

Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana

[Ref]
       Fa tsy mbola niova
       Hatrizay
       Lay fitia izay nomena anay
       Fa vao mainka
       Nitombo vaika
       Lay doboky ny fo ho iray

Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana

Partager tsy mbola niova

Commenter tsy mbola niova

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite